📌 VARY TSINJO: 500Ar ny kapoaka

Mitohy ny fisian’ny Vary TSINJO nafaran’ny orinasa SPM ho fitsinjovana ny mponina amin’izao vaninandro vita fety izao. Azo vidiana eny amin’ny mpaninjara manomboka androany 04 janoary 2022 ny Vary TSINJO amin’ny vidiny 500Ar ny kapoaka.

Hanomboka eto an-drenivohitra.

Vous aimerez aussi...