📌Kaoperativa 3 no tafatsangana ao Ambatondrazaka tamin’ny herinandro lasa.

Tanjon’ny DRICC amin’ny 2022 ny hananganana vondrona kaoperativa amin’ireo kaoperativa efa ara-dalàna tamin’ity 2021 ity. Ao Ambodivoara, ao Ambongabe, ary ao Ambohitranjakana no misy ireo kaoperativa vaovao ireo, ka samy misehatra amin’ny voatabia avokoa.

Vous aimerez aussi...