🔥 Tsinjo: Vaovaon’ny Faritra Bongolava

Nidina teny anivon’ny tsena ireo mpanara-mason’ny DRICA Bongolava ny 23 Aprily lasa teo. Voamarina teny an-tsena fa ampy ny entana ilaina maika (PPN) ary tsy nahitana fiakarana ny vidin’izany:
– Vary gasy: 380-450Ar/kapoaka;
– Menaka mandry: 4200-4400Ar/litatra;
– Menaka anaty tavoahangy: 5000-6000Ar/1litatra;
– Sira vaingany: 600Ar/kg;
– Arina fandrehitra: 18 000Ar/gony

Vous aimerez aussi...