08 marsa 2022

Manome lanja ny Vehivavy ny Minisitra Edgard Razafindravahy na eo amin’ny sehatry ny fihariana sy fandraharahana izany na eto anivon’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana (MICC). Ara-tarehimarika, ny 690 amin’ireo mpiasan’ny minisitera miisa 1317 manerana ny Nosy dia Vehivavy. Mbola Vehivavy koa ny 19 amin’ny 43 mpikambana ao amin’ny « Staff » ka ny 12 amin’ireo Tale eto amin’ny minisitera Foibe, ny 7 mitantana ny Fitaleavam-paritra.

Vous aimerez aussi...