Fiarovana ny mpanjifa:Dibera 40 000 fonosana no nodorana teny Ambohitrimanjaka

Taorian’ny fangatahana nataon’ny tranombarotra iray dia niroso tamin’ny fandorana ireo dibera lany daty ny DRICC Analamanga. Ny Alarobia 15 Jona 2022 lasa teo no nanatanterahana izany teny Ambohitrimanjaka ary natrehin’ny mitandro ny filaminana. Fepetra noraisina ho fitsinjovana ny fahasalaman’ny mpanjifa.
Sary DRICC Analamanga

Vous aimerez aussi...