🏅🏅🏅👏👏👏Ny MICA dia miarahaba manokana ny orinasa Chocolaterie Robert Madagascar amin’ny fahombiazan’ireo vokatry ny orinasa ka namiratra ary niavaka tamin’ny Great Taste Awards 2020 🏆.
Ny fampiroboroboana sy ny fanasongadinana ny vokatra « Vita Malagasy » izay tafiditra tanteraka ao anatin’ny Velirano 7 dia mandray anjara fototra amin’ny fampandrosoana ny indostria eto Madagasikara.
#VitaMalagasy

Vous aimerez aussi...