Fivoriambe teo anivon’ny CNCA
Tao aorian’ny famindram-pahefana tontosa omaly dia natao anio ny fivoriambe teo anivon’ny CNCA izay notanterahina tetsy amin’ny biraon’ny Codex Soarano. Isan’ny lohahevitra nibahan-toerana nandritra ny lahadinika ny mikasika ny teti-pivoarana mandritra ity taona 2021 ity izay mikendry manokana ny fandraisana anjara eo amin’ny fananana antoka ara-tsakafo eto Madagasikara.