Vary Tsinjo
Omaly 24 Janoary 2021 no tonga tao amin’ny seranan-tsambo Toamasina ny sambo voalohany nitondra ny vary tsinjo milanja 7000 taonina ho fanampiana ny vahoaka malagasy manerana ny Nosy. Izany vary izany dia hiparitaka eny amin’ny tsena manokana amin’ny vidiny
500 Ariary ny kapoaka. Ary afaka roapolo andro indray dia efa ho tonga ny sambo faharoa hitondra vary milanja
8500 taonina.
Source : https://www.facebook.com/compresidencemadagascar/posts/3692885137457309