Kaoperativa FANIRY any amin’ny kaominina Ankily, distrikan’Ihosy

Kaoperativa FANIRY any amin’ny kaominina Ankily, distrikan’Ihosy

Fikambanam-behivavy misehatra amin’ny fanodinana voanjo ho lasa menaka sakafo ny Kaoperativa FANIRY any amin’ny kaominina Ankily, distrikan’Ihosy. Mamelona tokantrano 35 ny kaoperativa efa mamatsy ny mponina any an-toerana izy amin’ireo menaka vokariny. Mitondra fanazavana mikasika ny lalana nodiavin’ny Kaoperativa Faniry sy ny vinany amin’ny ho avy ny Talem-paritra (DRICC) Ihorombe RAZAFINIMARO Jocelin Richard.

9 views

Vous aimerez aussi...