« Andao hamerina ny Hasina ny kaomiseran’ny varotra sy ny fifaninanana eto Madagasikara »

« Andao hamerina ny Hasina ny kaomiseran’ny varotra sy ny fifaninanana eto Madagasikara », hoy Adriamatoa Edgard Razafindravahy nandritra ny fanokafana ofisialy ny fivoriamben’ny sendikà maleotenan’ny kaomiseran’ny varotra, androany 16 desambra 2021. Naneho ny fahavononany hiara-hiasa amin’ny sendikà ny Minisitra. Mirary azy ireo hanao ny FANORENANA IFOTONY, lavitry ny kolikoly, ho fanatsarana ny fiainan’ny mponina.
Ankoatra ny ho fandaharan’asan’ny filoha vaovaon’ny Sendikà ho fidiana androany, dia handray anjara mavitrika amin’ny fiainan’ny firenena ny kaomisera fa tsy ho mpanatanteraka fotsiny intsony.

Vous aimerez aussi...