Andro iraisam-pirenena ny fizakamanana ara-tsaina

Naharitra 2 andro ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fizakamanana ara-tsaina.

Ny 25 aprily teny @zaridaina Andohalo ary ny 26 Aprily tao amin’ny foibe OMAPI Ambanidia.
Nosingaina tamin’ity taona ity ny lohahevitra “fanatanjahan-tena”.

Nandray anjara feno tamin’izany ny MICA tamin’ny lalao niarahana tamin’ny mpanakanto, ny mpanao gazety, ny OMDA sy ny OMAPI izay mpikarakara. Teo ihany koa ny varavarana misokatra natao teny amin’ny OMAPI Ambanidia. Araho ny andinindininy.

Vous aimerez aussi...