Atrikasa fankatoavana ny “PQPA”

Natao tao amin’ny Holel Le Louvre Antaninarenina ny atrikasa fankatoavana ny « Politika kalitaon’ ireo vokatra Famboly eto Madagasikara »(Politique Qualité des Produits Agricoles à Madagascar PQPA) ny maraina ny 16 desambra 2019 teo, niarahana tamin’ny Minisitry ny Fambolena, ny Fiompiana sy ny Jono ary ny Minisitry ny Indostria, ny Varotra ary Asa tanana.
Ny tanjona ankapobeny tetikasa dia ny fametrahana fotodrafitrasa mahomby (fampanaraham-penitra, fanomezam-pahefana, ny maridrefy, sampan-draharaha misahana ny fifampitoviana) mitondra ny fifaninanana, amin’ny sehatry ny fambolena mba hiantoka ny fampandrosoana ny indostria sy toe-karena, ny fiarovana ieo mpanjifa ary ny fiarovana ny tontolo iainana.

Vous aimerez aussi...