Bongolava: Kaoperativa dimy indray no tafatsangana.

Mihazakazaka ny fitsanganan’ny Kaoperativa any an-toerana. Misehatra eo amin’ny fambolem-bary, fiompiana akoho gasy, famokarana Vetiver ary fambolena voanjo indray ireo Kaoperativa 5 tafatsangana tao amin’ny Distrikan’i Tsiroanomandidy, kaominina ambanivohitra Miandrarivo, Fihaonana ary Antsahabevoara ireo. Tsy mitsahatra ny ekipan’ny DRICC any an-toerana midina eny ifotony mitondra fampivoarana eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana ho fampandrosoana ny faritra sy ny fiainan’ny mponina.
Sary DRICC

Vous aimerez aussi...