Taninketsa indostrialy :Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina fanodinana tantely ao Mahajanga ny famaliana ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 11 Aprily 2023 amin’ny 4 ora hariva izy...