DRICC Analanjirofo

📌Analanjirofo. Entana lany daty 34.337 kilao no saron’ny DRICC nandritra ny fanaraha-maso nataony tany Soanierana Ivongo. Zava-pisotro mamy amin’ny tavoahangy plastika, biscuit ary paty fanaovana lasopy no ankamaroan’ny entana nogiazana. Entanina hatrany ny mpanjifa ho mailo, indrindra amin’izao akatoky ny faran’ny taona izao.

(Sary DRICC Analanjirofo)

Vous aimerez aussi...