Famindram-pitondrana teo anivon’ny fitaleavam-paritra Analamanga

Miandrandra ny Minisitera misahana ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana (MICC) ny vahoaka ankehitriny ary hitondra ny traikefa hananany ny Talem-paritra vaovao.
Tontosa androany 10 oktobra 2022 tetsy Ambohidahy ny famindram-pitondrana teo amin’ny Talem-paritra (DRICC) Analamanga teo aloha Ranarison Hanitriniaina sy ny Talem-paritra vaovao Fanomezantsoa Natolotriniaina Herizo eto anivon’ny MICC. Efa nitantana sampan-draharaha teto amin’ny Minisitera ihany moa ny Tale misolo toerana. Naneho ny fahavonony hitady izay mahasoa ny mpiara-belona hatrany ho an’ny faritra Analamanga izy.

Vous aimerez aussi...