Fampahafantarana ny andraikitra sahanin’ny foibem-pitondrana misahana ny Fiarovana ny Mpanjifa (DPC) eto anivon’ny MICC
👉 Miaro ny tombontsoa sy izay mahasoa ny mpanjifa
👉 Manara maso ny kalitaon’ny vokatra isan-karazany misy eny an-tsena (sakafo sy hafa maro samihafa)
👉 Mifandray tsy tapaka ary miara mientana amin’ireo fikambanana miaro ny zon’ny mpanjifa
👉 Miady amin’ny hosoka eo amin’ny vokatra isan-karazany
👉 Miaro ny fisian’ny fanao ara-barotra marina
👉 Miaro ny mpanjifa ao anatin’ny raharaha ara-barotra amin’ny alalan’ny fampitan-davitra
👉 Misahana ny antontan-kevitra manodidina ny fanjifana
👉 Mandray ny fepetra mifandray amin’ny fiarovana ny mpanjifa
MICC Ambohidahy
Varavarana 107
dpc.micc@gmail.com
034 30 812 34 (Ora fiasana 08ora maraina-04 ora hariva)