FAMPIROBOROBOANA NY VOKATRA VITA MALAGASY

“Kaly Malagasy Mahasalama” hetsika manandratra ny vokatra Vita Malagasy karakarain’ny Chez’Elles Madagascar eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Indostria sy ny Varotra ary ny Asatanana hahitana ireo tsiro sy hanitry ny sakafo natoraly manomboka ny 28,29,30,31 jolay ho avy izao etsy amin’ny Zaridaina Antaninarenina.

Vous aimerez aussi...