FAMPIROBOROBOANA SY FANOHANANA ARA-TEKNIKA NY SEHATRY NY ASATANANA

Efa tafapetraka ary efa azon’ny mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny asatanana ampiasana ny tambazotra nomerika “ Harenantsika.com ” izay natokana ho azy ireo ka hanamora bebe kokoa ny tolotra sy ny tinady mifandray amin’ny akora fototra sy ny vokatra Vita Malagasy eo amin’ny sehatry ny asatanana.

Amin’izao fisian’ny valan’aretina Covid19 izao dia mampirisika hatrany ireo mpanao asatanana rehetra ampiasa ity tambazotra nomerika ity.

Vous aimerez aussi...