FANAMAFISANA FIARAHA-MIASA

Nandray ny Masoivoho an’i Egypta Atoa Usama KHALIL anio maraina tao Anosy ny Minisitry ny Indostria sy ny Varotra ary ny Asatanana Ramatoa Lantosoa RAKOTOMALALA, ho fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta.

Vous aimerez aussi...