FANANDRATANA NY ASATANANA MALAGASY

Ho fampiroboroboana ny fanjifana ny asatanana malagasy dia ho tanterahana manomboka ny 22 hatramin’ny 25 jona 2021 ho avy izao ny hetsika varotra sy fampirantiana “Kanton’i Gasikara” andiany faha-dimy “Fetin’ny Asaramanitra asatanana vita malagasy miarina” etsy amin’ny zaridaina Antaninarenina izay karakarain’ny
“Chez’ Elles Madagascar” ary eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Indostria sy ny Varotra ary ny Asatanana.

Vous aimerez aussi...