Fantaro ireo andraikitra sahanin’ny ankolafy rehetra voakasiky ny fiarovana ny zon’ny mpanjifa

Samy manana ny anjara andraikitra tandrify azy eo amin’ny fiarovana ny zon’ny mpanjifa ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana, ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny alalan’ny ACSQDA (Agence de Contrôle de la Sécurité Sanitaire et de la Qualité des Denrées Alimentaires), ny mpandraharaha ara-barotra rehetra ary koa ny mpanjifa.

Vous aimerez aussi...