FIARAHA-MIASA AMIN’NY FIRENENA HAFA

Nandray ny masoivohon’ny « Royaume-Uni » Atoa hajaina David William Ashley ny Minisitry ny Indostria sy ny Varotra ary ny Asatanana Rtoa Lantosoa RAKOTOMALALA omaly tolakandro dinika ny fanamafisana ny fiaraha-miasa akaiky ara-toekarena eo amin’ny firenena roa tonta.

 

Vous aimerez aussi...