Fiaraha-midiniky ny Rafi-panjakana sy ny Sehatra tsy miankina

Mitarika ny Fiaraha-midiniky ny Rafi-panjakana sy ny Sehatra tsy miankina tontosaina ankehitriny ny Sekretera Jeneralin’ny MICC Onja Miandry RAKOTONDRAMANANA. Fihaonana natao indrindra hanomanana ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana (LFI) 2023.

 

Vous aimerez aussi...