Fiarovana ny mpanjifa

Tratran’ny mpanaramaso eto amin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana (MICC) nivarotra atody simba miisa 400 ny mpivarotra anankiray etsy amin’ny tsenan’Andravoahangy.
Noraisina avy hatrany ny andraikitra koa nopotehana avy hatrany ireo atody simba ireo, rehefa nohamarinina teo anivon’ny fokontany.
Vaindoha-draharaha eto anivon’ny MICC ny manaramaso hatrany ny vokatra sy ny entana ho an’ny mpanjifa.
Sary DRICC Analamanga

Vous aimerez aussi...