FIDINANA IFOTONY

Tonga any IFOTONY mijery ny olana ao amin’ny orinasa SECREN S.A ny Minisitry ny Fampiroboroboana, ny Indostria, ny Varotra ary ny Fanjifana, Andriamatoa Edgard Razafindravahy. Niandrandra vaha olana ny mpiasa. Efa nisy fihaonana tamin’ny mpitantana sy ny solotenan’ny mpiasa, fa ny olana IFOTONY no nohezahana vahana. Io maraina io no tonga any Antsiranana ny Minisitra Edgard Razafindravahy, hamaha ny olana. Miara-dia aminy, ny Minisitry ny Jono sy ny toekarena manga, Mahatanty Paubert. Misy ny dinika hiarahany amin’ny mpiasa, miandry vaha olana izy ireo.

Vous aimerez aussi...