FIDINANA IFOTONY

Tokony hisy fiatraikany amin’ny mponina eny IFOTONY ny vokatry ny Fitrandrahana ataon’ny orinasa ao Ambatovy, hoy ny minisitry ny fampiroboroboana ny indostria ny varotra ary ny fanjifana, Andriamatoa Edgard Razafindravahy, rehefa nandray ireo mpitantana ny orinasa . Hidina IFOTONY Hijery ny orinasa sy ny tokony ho tombontsoan’ny mponina eny IFOTONY, ary ny tokony hisitrahan’ny faritra nipoiran’ny cobalt sy nickel, ny Minisitra Edgard Razafindravahy ato ho ato. Efa nambarany ihany koa io, tamin’ny nandraisany ny mpitantana ny QMM ny 14 septambra teo. Mendrika ny hisitraka ny vokatry ny harena ao aminy ny mponina sy ny faritra araka ny lalantsainy.

Unite Gallery Error: No gallery items found

Vous aimerez aussi...