Fidinana ifotony teny amin’ny tsena

Entitra ny fitondram-panjakana amin’ireo mpanararaotra.
“Ho an’ny MICA dia mifantoka tanteraka amin’ny asa manodidina ny rafi-bidy sy ny fahamarinam-bidy tena izy amin’izao fotoana izao. Ny zava-drehetra dia tokony mifanaraka amin’io rafi-bidy io, ny mangarahara dia ezaka lehibe iandreketan’ny Fanjakana. Mandray andraikitra avy hatrany izahay eto anivon’ny minisitera ary hampiharina amin’ireo mpanararaotra ny fepetra sy ny sazy sahaza azy ireo.” hoy Rtoa Minisitra.

Vous aimerez aussi...