Fifidianana izay ho mpikambana maharitra eo anivon’ny Antenimieran’ny Varotra sy Indostria (CCI)

Tontosa ny Sabotsy 03 Septambra 2022 ny fifidianana izay ho mpikambana maharitra eo anivon’ny Antenimieran’ny Varotra sy Indostria (CCI) eto Antananarivo. Hanatanteraka ny azy koa ny CCI Mahajanga ny Sabotsy 08 Oktobra 2022 ho avy izao. Toy izao avy ny datim-pifidianana any amin’ireo CCI any amin’ny faritra samihafa manerana an’i Madagasikara.

Vous aimerez aussi...