Fihinanana lasopy tany ambatomena fianarantsoa:Tsy avy amin’ny pâte no nahafaty ilay iray sy nankarary olona maro

Taorian’ny fanadihadiana natao dia ahiana ho avy amin’ny fivadiky ny maiônezy izay laharo tamin’ny sakafo no nahatonga ny fanapoizinana tamin’ny Alahady 1 Mey 2022 lasa teo iny. Porofo ny daty tamin’ireo ambin’entana mbola tsy lafo teny amin’ny mpaninjara nividianana ny pâte. Entanin’ny DRICC Matsiatra Ambony hatrany ny mpanjifa hitoroka raha misy entana mampiahiahy eny an-tsena hisorohana ny tranga mety hampidi-doza.
SARY DRICC

Vous aimerez aussi...