Fitadiavana izay ho MPANDRINDRA NY TETIK’ASA ny PTASO (Tetik’asa Fampandrosoana ny fanodinana ara-indostria ny vokatry ny fambolena any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana)
Eo am-pitadiavana izay ho MPANDRINDRA NY TETIK’ASA ny PTASO (Tetik’asa Fampandrosoana ny fanodinana ara-indostria ny vokatry ny fambolena any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana). Misokatra ho an’izay rehetra liana amin’izany ny fifaninanana. Ny atontan-taratasy mirakitra ny mombamomba ny mpifaninana dia alefa amin’ny adiresy cp0122@fthmconsulting.com alohan’ny 6 Janoary 2023