Fitaterana ny vary tsinjo: Tonga ao Inde ny sambo faha-10

POPEL PROGRESS : izy no sambo faha-10 hitondra PPN amin’ireo Sambo 20 nambaran’ Andriamatoa Filoha.
Tonga ao Kandla Inde anio 26 janoary 2022 izy ary hihantsona 10 – 15 andro eo ho eo.
Vary tsinjo 9000 MT no ho entiny

Vous aimerez aussi...