Fitsinjovana ny Zon’ny mpanjifa
Ny hetsika Tsinjo izay tarihin’ny Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asa tanana dia mikendry ny hahazoan’ny mpanjifa malalaka ny zon’izy ireo ka miaro azy ireo tanteraka amin’ny fomba fanao tsy ara-dalàna amin’ny zotram-panatanterahana ny fanjifana.
Voir lien…https://www.micc.gov.mg/2020/02/14/3984/