Hetsika vidin’entana

Ao anatin’ny hetsika vidin’entana dia nisy ny fidinana ifotony teny amin’ny tsena Talatamaty sy Ivato ny 23 Desambra lasa teo izay niarahan’ny Foibem-pitantanana misahana ny Varotra Anatiny eto anivon’ny MICA sy ny kaominina ary ireo lehiben’ny tsena rehetra ho fanaraha-maso ny rafitry ny vidin’entana. Tsikaritra fa efa miparitaka ireo vary nafarana amin’ny vidiny 550Ar monja ny kapoaka araka ny nambaran’ny Tale misahana ny Varotra Anatiny.

 

Vous aimerez aussi...