ILAKA EST: Namita adidy tamin’ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo 2023 ny DRICC Atsinanana.
Hita tany Ilaka Est, anisan’ireo nandray anjara tamin’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo nasionaly 2023 afak’omaly 28 janoary 2023 ny Fitaleavam-paritra (DRICC) Atsinanana. Lanonana teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny Repoblika. Madagasikara rakotr’ala moa no vina ho tratrarina amin’ireo hetsika fambolen-kazo rehetra ho tanterahana.
Sary DRICC