INDOSTRIA ENY ANIVON’NY FARITRA

Nandritra ny fidinana natao tany Antsiranana dia tonga nitsidika ny orinasa SECREN na « Société d’Etudes, de Construction et de Réparation Navales » ny Minisitry ny Indostria sy ny Varotra ary ny Asatanana Rtoa Lantosoa RAKOTOMALALA.

 

Vous aimerez aussi...