Ireo teboka fototra noentin’ny Tale Jeneralin’ny Varotra sy ny Fanjifana, Naina RANDRIAMANANJARA nandritra ny fandaharana Don-dresaka.

Manana paikady amin’ny fanatanterahina ny Veliranon’ny Filoham-pirenena ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana.

Vous aimerez aussi...