Lalaon’ny nosy: niravaka medaly ny mpiangaly ny taranja Badminton isan-tarika lehilahy malagasy đŸ‡Č🇬đŸ‡Č🇬đŸ‡Č🇬

Medaly voalohany ho an’ny Malagasy eo amin’ny taranja Badminton🏾. Ny ekipa lehilahy misolo tena antsika no nahazo medaly alimođŸ„‰đŸ„‰đŸ„‰ omaly 28 Aogositra 2023 raha nifanandrina tamin’ny ekipan’i Maorisy teny amin’ny Zone Forello Tanjombato. « Tena niady mafy ny ekipa malagasy. Nahafa-po ny zava-bita satria samy mafy ieo mpifanandrina rehetra ary efa niatrika fifaninanana maro avokoa izy ireo. 😀Faly amin’ny ezaka nataon’ny ekipa malagasy », hoy ny Filohan’ny Federasiona malagasy ho an’ny taranja Badminton, Jean AimĂ© Ravalison. đŸ’Ș
Anio 29 Aogositra 2023 kosa no hiady ny laharana faharoa ny ekipa vehivavy ka hifanehatra amin’ny vehivavy avy atsy La RĂ©union.

Vous aimerez aussi...