Mahazo-Ampasampito: fizarana aro tava

Mifandrimbona ny minisitera maro hanampy ny vahoaka hiatrika ny Coronavirus amin’ny alalan’ny fizarana aro tava. Ny rehetra no misitraka izany ka teny amin’ny faritra Mahazo sy Ampasampito iny no nanatanterahana izany anio.

Vous aimerez aussi...