Mangetaheta fananganana TANINKETSA INDOSTRIALY ny Faritra Amoron’i Mania.
Mamokatra voasary makirana hatrany amin’ny 1000 taonina isan-taona, ny Distrikan’i Manandriana. Efa mitsangana ny koperativa roa any an-toerana, misehatra amin’ny famokarana.
Nanazava ny lalantsain’ny TANINKETSA INDOSTRIALY ny Talem- paritra any Amoron’i Mania.
Sary DRICC Amoron’i Mania