Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana
Ny fianakaviamben’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana dia miarahaba ny minisitra vaovao, Andriamatoa Edgard Razafindravahy. Mirary anao hahatanteraka ny adidy aman’andraikitra ankinina aminao eto amin’ny firenena Andriamatoa minisitra, indrindra ny fanatontosana an’ireo Vinam-pampandrosoana nofaritan’ny Filohan’ny Repoblika Andry Nirina Rajoelina.