“Ny fitiavako ny Tanindrazako, mamelona ny hambompom-pirenena”

 62 taona izao no niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana (MICC) Edgard RAZAFINDRAVAHY dia miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra izao fetim-pirenena 26 Jona 2022 izao. “Manohy ny asa hatrany isika mba tena hiainan’ny Malagasy rehetra izany tena Fahaleovantena izany. Hiroborobo hatrany ny fitiavan-tanindrazana any am-pontsika hamelomana ny hambompom-pirenena”, hoy ny Minisitra.

Vous aimerez aussi...