Organismes sous tutelle

Nanokatra ny fivoriana faha-9 eo amin’ireo firenena dimy aty Afrika atsinanana sy atsimo sy ny Vondrona Eoropeana ny Minisitra Edgard RAZAFINDRAVAHY androany Alatsinainy 19 Septambra 2022. Entina hanatsarana ny Fifanaraham-piaraha-miasa ara-toekarena eo amin’ireo mpandray anjara ity fihaonana ity. Manasongadina ny maha-zava-dehibe an’izany ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana.

Voir la Vidéo