Resadresaka nifanaovan-dRtoa Minisitra Lantosoa RAKOTOMALALA niaraka tamin’ny “La Tribune Afrique”
“Nitarika antsika handray andraikitra amin’ny fanohanana ifotony sy hampiroborobo ny Vita Malagasy ity ady ara-pahasalamana ity. Ny fitondram-panjakana dia nametraka drafitra misahana seha-pihariana maro na ny Plan multisectoriel d’urgence ahafahana miatrika ny fiantraikan’ny valan’aretina Covid19 eo amin’ny sehatra ara-tsosialy, ara-pahasalamana ary ara-toekarena…”
Sary : La Tribune Afrique