Sambo hitatitra ny vary tsinjo:RACOON, Sambo faha-9

Tonga mihantsona ao amin’ny seranan-tsambo Kandla, Inde izao alahady 23 janoary marina izao. Hitondra Vary Tsinjo.
Vinaina ny hanainga afaka 10 andro eo ho eo. Dia 10 andro ny faharetan’ny dia mihazo an’i Madagasikara.

Vous aimerez aussi...