SPM SA – State Procurement of Madagascar

Faritra Diana / SAVA / Analanjirofo / Anosy / Androy
Nanditry ity herin’andro (18 Aprily) ity dia nahatratra 4000 t ny Vary Tsinjo nampiankarina tao anaty Sambo miisa 10 ho famatsiana ireo faritra ireo.

🚛

Faritra Atsinanana / Atsinanana / Analamanga / Vakinakaratra / Menabe / Amoron’i Mania / Atsimo Atsinanana / Vatovavy / Fitovinany

Tamin’iny herin’andro iny koa dia nahatratra 6000 t ny Vary tsinjo nalefa camions

🛻

ho famatsiana ireo varotra ireo.

Ampy tsara izany ny vary manerana ny Nosy ho fanampin’ireo vary vokatra avy eto an-toerana sy an’ireo mpanafatra hafa koa tsy misy antony hiakararan’ny vidim-bary raha tsy endrika fanararaotana.
Maro ireo faritra efa manomboka misitraka ny vokatra avy eto an-toerana. Mihena tsikelikely ny vary halefan’i SPM amin’ireny toerana mpamoka-bary ireny.

Vous aimerez aussi...