Taninketsa indostrialy ao Ambatolampy

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FAMOKARANA FROMAZY AVY AMIN’NY RONONO ao Ambatolampy ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 26 Febroary 2024 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka olivia.fmme@gmail.com sy zpivakinankaratra.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny indostria sy ny Varotra (DRIC) Vakinankaratra (Biraon’ny Sampandraharaham-paritry ny Indostria Ex-Hypodrome) ao Vatofotsy Antsirabe.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [259.83 KB]

Vous aimerez aussi...