Taninketsa indostrialy ao Amboasary Atsimo

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FANODINANA MANGAHAZO ao Amboasary Atsimo ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 12 Marsa 2024 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka ranjalahygeorgius@gmail.com na rgislaineelysee@gmail.com sy zpianosy.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny indostria sy ny Varotra (DRIC) Anosy ao akaikin’ny CEG Tanambao Tolagnaro manoloana ny ASOS.

Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Vous aimerez aussi...