Taninketsa indostrialy: Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina famokarana mena-boanjo ao Morondava ny famaliana ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).

Manana hatramin’ny 28 Febroary 2023 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany. Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka noerabibisoa@gmail.com sy zpimenabe.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny biraon’ny Fitaleavam-paritra (DRICC) Menabe ao Morondava centre.

Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [838.66 KB]

Vous aimerez aussi...