Taninketsa Indostrialy Etsy Antananarivo Avaradrano

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FAMOKARANA PATY eny Ambohimangakely, ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Avaradrano ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 19 Aprily 2024 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka nfanomezantsoa06@gmail.com sy zpianalamanga.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny indostria sy ny Varotra (DRIC) Analamanga ao amin’ny Immeuble de la Région Ambohidahy (Ex Faritany) Porte 210.

Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Vous aimerez aussi...